Hijery ny anatiny

FANAZAVANA MOMBA NY FITSABOANA

Teknika Fitsaboana Marary Mafy: Hiezahana ho Ampy Ra Tsara sy Tsy ho Very Ra Be Nefa Tsy Hilana Fampidiran-dra

Teknika Fitsaboana Marary Mafy: Hiezahana ho Ampy Ra Tsara sy Tsy ho Very Ra Be Nefa Tsy Hilana Fampidiran-dra

Hitanao ao ny tenin’ny dokotera za-draharaha momba ny fikarakarana marary mafy, sy ny teknika fitsaboana olona marary mafy nefa tsy mampiasa fampidiran-dra. Misy rohy mankany amin’ny loharanon-kevitra 500 mahery koa ao.