Hijery ny anatiny

28 APRILY 2015
NÉPAL

Horohoron-tany Mafy Tany Népal

Horohoron-tany Mafy Tany Népal

Tamin’ny asabotsy 25 Aprily 2015, dia nisy horohoron-tany nahatratra 7,8 amin’ny maridrefy Richter tany Népal, ka nandravarava an’i Katmandou renivohitra. Mbola nihovotrovotra imbetsaka ny tany taorian’izay, ary nisy aza nahatratra 6,61. Araka ny tatitra avy amin’ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Katmandou, dia vehivavy Vavolombelona iray sy ny zanany roa no maty tamin’ilay loza, ary mbola mitohy ny fanadihadiana. Am-polony koa ny tranon’ny Vavolombelona rava ary maro no simba. Nisy simba kely koa ny sampan’i Népal. Miara-miasa amin’ny sampan’i Népal ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Japon mba hikarakarana ny tra-boina2.

Nomerao azon’ny mpanao gazety antsoina:

Maneran-tany: J. R. Brown, Biraon’ny Filazam-baovao, tel. +1 718 560 5000

Japon: Ichiki Matsunaga, tel. +81 46 233 0005

Népal: Reuben Thapaliya, tel. +977 9813469616

[DO NOT SET]

1. The New York Times, (newspaper; New York, NY), April 25, 2015, “Ancient Collision Made Nepal Earthquake Inevitable,” by Kenneth Chang, electronic ref., (http://www.nytimes.com/2015/04/26/science/ancient-collision-made-nepal-earthquake-inevitable-epochs-later.html?_r=0&assetType=nyt_now), accessed April 26, 2015, (of 3) p. 2;

mainichi.jp, April 26, 2015, “Nepal quake: Nearly 1,400 dead, Everest shaken,” electronic ref., (http://mainichi.jp/english/english/newsselect/news/20150425p2g00m0in048000c.html), accessed April 26, 2015, (of 3) p. 1.

2. E-mail from the Japan branch, dated April 26, 2015, p. 1.