ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 Ny Taratasy Faharoa ho An’ny Korintianina Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 Topy Maso 1 Fiarahabana (1, 2) Mampionona amin’ny fahoriana rehetra Andriamanitra (3-11) Tsy afaka nankany amin’ny tanàna saika nandehanany i Paoly (12-24) 2 Te hampifaly azy ireo i Paoly (1-4) Navela ny heloky ny olona iray ary noraisina indray izy (5-11) Paoly tany Troasy sy Makedonia (12, 13) Fanompoana, filaharan’ny mpandresy (14-17) Tsy mivarotra ny tenin’Andriamanitra (17) 3 Taratasy fampahafantarana (1-3) Mpanompon’ny fifanekena vaovao (4-6) Be voninahitra kokoa ilay fifanekena vaovao (7-18) 4 Fahazavan’ny vaovao tsara (1-6) Nohajambaina ny sain’ny tsy mpino (4) Harena ao anaty vilany tany (7-18) 5 Hahazo an’ilay fonenana any an-danitra (1-10) Fanompoana fampihavanana (11-21) Zavaboary vaovao (17) Ambasadaoro solon’i Kristy (20) 6 Tsy tokony hanao tsinontsinona ny hatsaram-panahin’Andriamanitra (1, 2) Ny nampiavaka ny fanompoan’i Paoly (3-13) Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino (14-18) 7 Hanadio ny tenantsika ho afaka amin’izay mandoto (1) Nahafaly an’i Paoly ny Korintianina (2-4) Nitantara zavatra tsara i Titosy (5-7) Alahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra sy fibebahana (8-16) 8 Fanangonam-bola ho an’ny Kristianina tany Jodia (1-15) Nirahina ho any Korinto i Titosy (16-24) 9 Antony anaovana fanomezana (1-15) Ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra (7) 10 Niaro ny fanompoany i Paoly (1-18) Tsy araka ny nofo ny fitaovam-piadianay (4, 5) 11 Paoly sy ireo apostoly tsara loatra (1-15) Zava-tsarotra niaretan’i Paoly noho izy apostoly (16-33) 12 Fahitana hitan’i Paoly (1-7a) “Tsilo ao amin’ny nofo” nahazo an’i Paoly (7b-10) Tsy ambany raha oharina amin’ireo apostoly tsara loatra (11-13) Fiahian’i Paoly an’ireo Korintianina (14-21) 13 Fampitandremana farany sy fandrisihana (1-14) “Miezaha handini-tena foana mba hahitana raha ao amin’ny finoana ianareo” (5) Hanitsy izay tokony hahitsy; hifanara-tsaina (11) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 2 Korintianina—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO 2 Korintianina—Topy Maso Malagasy 2 Korintianina—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt 2 Korintianina p. 1707