ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 Bokin’i Hosea Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 Topy Maso 1 Vadin’i Hosea sy ny zanaka naterany (1-9) Jezirela (4), Lo-rohama (6), ary Lo-amy (9) Fanantenana hoe hangonina ny Israely mba hiray hina (10, 11) 2 Hosazina ny Israely fa nivadika (1-13) Ho vadin’i Jehovah indray (14-23) “Hiantso ahy hoe Vadiko ianao” (16) 3 Novidin’i Hosea ilay vadiny nanitsakitsaka azy (1-3) Hiverina amin’i Jehovah ny Israely (4, 5) 4 Miady amin’ny Israely any amin’ny fitsarana i Jehovah (1-8) Tsy misy mahalala an’Andriamanitra ao amin’ilay tany (1) Manompo sampy sy mijangajanga ny Israely (9-19) Te hijangajanga izy ireo ka manao zava-dratsy (12) 5 Fanamelohana an’i Efraima sy Joda (1-15) 6 Andao hiverina amin’i Jehovah (1-3) Vetivety dia levona ny fitiavan’ilay vahoaka (4-6) Izay be fitiavana sy tsy mivadika no ankasitrahana fa tsy izay manao sorona (6) Mahamenatra ny zavatra ataon’ilay vahoaka (7-11) 7 Ny zava-dratsy ataon’i Efraima (1-16) Tsy hisy ho afaka handositra ny haraton’i Jehovah (12) 8 Hizaka ny vokatry ny fanompoan-tsampy (1-14) Mamafy rivotra, hijinja tadio (7) Nanadino ny Mpanao azy ny Israely (14) 9 Tsy ho tian’Andriamanitra intsony i Efraima satria nanota (1-17) Nanokan-tena ho an’ilay andriamanitra mahamenatra (10) 10 Voaloboka efa simba ny Israely, ary haringana (1-15) Namafy dia nijinja (12, 13) 11 Tian’i Jehovah hatramin’ny mbola kely ny Israely (1-12) “Nantsoiko hiala avy tany Ejipta ny zanako” (1) 12 Tokony hiverina amin’i Jehovah i Efraima (1-14) Nitolona tamin’Andriamanitra i Jakoba (3) Nitomany sy nitalaho i Jakoba (4) 13 Nanadino an’i Jehovah i Efraima mpanompo sampy (1-16) “Aiza koa ianao izay manindrona eo, ry Fahafatesana ô?” (14) 14 Miverena amin’i Jehovah (1-3) Toy ny fanatitra ny fiderana (2) Hositranina ny Israely dia tsy hivadika intsony (4-9) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Hosea—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Hosea—Topy Maso Malagasy Hosea—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Hosea p. 1356-1357