Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

B12-A

Ny Herinandro Farany Niainan’i Jesosy Teto An-tany (Fizarana 1)

Jerosalema sy ny faritra manodidina

  1. Tempoly

  2. Zaridainan’i Getsemane (?)

  3. Lapan’ny Governora

  4. Tranon’i Kaiafa (?)

  5. Lapa Fivahinian’i Heroda Antipasy (?)

  6. Dobon’i Betizata

  7. Dobon’i Siloama

  8. Trano Nisy ny Fitsarana Avo Jiosy (?)

  9. Golgota (?)

  10. Akeldama (?)

    Hijery ny daty:  8 Nisana |  9 Nisana |  10 Nisana |  11 Nisana

 8 Nisana (Sabata)

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (Mifarana sy manomboka ny andro jiosy rehefa milentika ny masoandro)

  • Tonga tao Betania, enina andro talohan’ny Paska

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

FILENTEHAN’NY MASOANDRO

 9 Nisana

FILENTEHAN’NY MASOANDRO

  • Nisakafo niaraka tamin’i Simona boka

  • Nohosoran’i Maria menaka narda i Jesosy

  • Tonga nijery an’i Jesosy sy Lazarosy ny Jiosy

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema

  • Nampianatra tao amin’ny tempoly

FILENTEHAN’NY MASOANDRO

 10 Nisana

FILENTEHAN’NY MASOANDRO

  • Natory tany Betania

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Nankany Jerosalema vao maraina

  • Nanadio ny tempoly

  • Niteny avy any an-danitra i Jehovah

FILENTEHAN’NY MASOANDRO

 11 Nisana

FILENTEHAN’NY MASOANDRO

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Nampianatra tao amin’ny tempoly, nanao fanoharana

  • Nanameloka an’ireo Fariseo

  • Nandinika mpitondratena nandrotsaka fanomezana

  • Teny amin’ny Tendrombohitra Oliva, naminany fa ho rava i Jerosalema, ary nilaza ny famantarana ny fanatrehany

FILENTEHAN’NY MASOANDRO