Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fitoriana sy Fampianarana Maneran-tany—Tatitra Maneran-tany 2009

Fitoriana sy Fampianarana Maneran-tany—Tatitra Maneran-tany 2009

Fitoriana sy Fampianarana Maneran-tany​—Tatitra Maneran-tany 2009

MANOLOTRA fanomezana sarobidy ho an’ny olona maneran-tany i Jehovah. Tsy inona izany fa ny vaovao tsaran’ilay Fanjakana. Efa nandray azy io isika, ka manana tombontsoa hizara izany amin’ny hafa. Sady mampifaly an’ilay nanome azy io isika amin’izay, no mampifaly an’ireo mandray azy koa. Fomba iray ampisehoantsika ny fitiavantsika an’Andriamanitra sy ny mpiara-belona amintsika tokoa ny fitoriana ny vaovao tsara. (Mat. 22:37-40) Ho hitanao ato fa mazoto mitory maneran-tany ny vahoakan’i Jehovah, mba hampisehoany izany fitiavana izany.

Tatitra Maneran-tany 2009

Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 118

Tany Nanao Tatitra: 236

Tontalin’isan’ny Fiangonana: 105 298

Mpanatrika ny Fahatsiarovana Naneran-tany: 18 168 323

Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 10 857

Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 7 313 173

Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 7 046 419

Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2008: 3,2

Tontalin’isan’ny Natao Batisa: 276 233

Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 304 551

Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 794 317

Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 557 788 344

Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 7 619 270

Nandritra ny taom-panompoana 2009, ny Vavolombelon’i Jehovah dia nandany 140 tapitrisa dolara mahery, nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy.

◼ Misy 19 829 no miasa any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokana Eran-tany izy rehetra.

[Tabilao, pejy 32-39]

TATITRA MANERAN-TANIN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH, TAOM-PANOMPOANA 2009

(Jereo ny boky)

[Sarintany, pejy 40-42]

(Jereo ny boky)