Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. 1. Ahoana no idirantsika amin’ny fitsaharan’Andriamanitra? (Gen. 2:1-3; Heb. 4:1, 11)

  2. 2. Ahoana no hahatonga ny “tenin’Andriamanitra” hisy heriny eo amin’ny fiainantsika? (1 Tes. 2:13; Heb. 4:12)

  3. 3. Nahoana isika no tokony hitady ny tari-dalan’i Jehovah foana? (Isaia 26:7-9, 15, 20)

  4. 4. Inona no tokony hataontsika raha te hahazo ny fitahian’i Jehovah? (1 Pet. 1:13-15; 1 Jaona 5:3)

  5. 5. Inona no azontsika atao mba hampifaliana ny fon’i Jehovah? (Sal. 71:14, 15; Rom. 12:2; 1 Pet. 4:10)

  6. 6. Inona no hanampy antsika ho falifaly foana manompo an’i Jehovah? (Jaona 5:17)

© 2023 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

CA-brpgm24-MG