Niely Tany An-toeran-kafa ny Kristianisma
NANIRAKA ny mpianany hanao asa fitoriana, izay namolavola ny tantaran’izao tontolo izao, i Jesosy, fony izy ireo tany amin’ny Tendrombohitra Oliva, tany akaikin’i Betania. Tany Jerosalema, tokony ho telo kilaometatra avy teo, no nanaovana ilay asa voalohany. Notorina tany amin’ny tanàna manodidina, toa an’i Jodia sy Samaria, ny vaovao tsara, ary nahatratra ny “faritra lavitra indrindra amin’ny tany”, tamin’ny farany.—As 1:4, 8, 12.
Jiosy sy olona niova ho amin’ny fivavahana jiosy avy amin’ny faritra maro nanerana ny Fanjakana Romanina, hita eo amin’ny sarintany etsy ambany, no tonga nanatrika ny andro firavoravoana, taoriana kelin’ny nilazan’i Jesosy ireo teny ireo. Niely haingana ny Kristianisma, noho ny fitoriana nataon’ny apostoly Petera tamin’io andro io.—As 2:9-11.
Niely patrana ny mpanara-dia an’i Kristy taoriana kelin’izay, noho ny fanenjehana tany Jerosalema. Nanampy ny Samaritanina mba handre sy hanaiky ny vaovao tsara i Petera sy Jaona. (As 8:1, 4, 14-16) Nisy Etiopianina nitorian’i Filipo tamin’ny lalana tany an’efitra “avy any Jerosalema ho any Gaza.” Niely tany Afrika ny Kristianisma taorian’izay. (As 8:26-39) Nisy olona nandray ny fahamarinana koa tany Lyda, tany amin’ny Tany Lemak’i Sarôna, ary tany amin’ny seranan-tsambon’i Jopa, tamin’izany fotoana izany. (As 9:35, 42) Nandeha tany i Petera, ary avy eo nandeha tany Kaisaria, ka nanampy ilay manamboninahitra romanina atao hoe Kornelio sy ny fianakaviany ary ny namany. Lasa Kristianina voahosotry ny fanahy izy ireo noho izany.—As 10:1-48.
Lasa apostolin’ny jentilisa i Paoly, mpanenjika taloha. Nanao dia an-tanety sy an-dranomasina izy tamin’ny dia misionera naharitra telo taona sy ny diany tany Roma. Nitory ny vaovao tsara tany amin’jereo ny pejy 2), fa i Babylona kosa no toerana farany atsinanana nanompoan’i Petera. (1Pe 5:13) Tena nampiely ny Kristianisma tany an-toeran-kafa tokoa ny mpanara-dia an’i Kristy, teo ambany fitarihany. “Notorina tamin’ny zavaboary rehetra eny ambanin’ny lanitra” ilay vaovao tsara, tamin’ny taona 60 na 61. (Kl 1:6, 23) Tena tonga tany amin’ny “faritra lavitra indrindra amin’ny tany” ara-bakiteny io vaovao tsara io, nanomboka teo.
ny tanàn-dehibe maro nanerana ny Fanjakana Romanina io apostoly io sy ny Kristianina hafa. Nikasa hitory tany Espaina i Paoly ([Sarintany, pejy 32]
(Jereo ny bokikely)
Fielezan’ny Kristianisma
Toerana Nandre ny Vaovao Tsara tao Anatin’ny Fotoana Fohy
B1 ILYRIKIONA
B1 ITALIA
B1 Roma
D1 MAKEDONIA
D2 GRESY
D2 Atena
D2 KRETA
D3 Kyrena
D3 LIBYA
E1 BITYNIA
E2 GALATIA
E2 AZIA
E2 FRIJIA
E2 PAMFYLIA
E2 SIPRA
E3 EJIPTA
E4 ETIOPIA
F1 PONTO
F2 KAPADOKIA
F2 KILIKIA
F2 MEZOPOTAMIA
F2 SYRIA
F3 SAMARIA
F3 Jerosalema
F3 JODIA
G2 MEDIA
G3 Babylona
G3 ELAMA
G4 ARABIA
H2 PARTIA
[Ranomasina/Farihy]
D2 Ranomasina Mediterane
E1 Ranomasina Mainty
F4 Ranomasina Mena
G3 Hoala Persika
[Sarintany, pejy 32, 33]
(Jereo ny bokikely)
Dian’i Paoly
Dia Misionera Voalohany (As 13:1–14:28)
I3 Antiokia (any Syria)
I3 Seleokia
H4 SIPRA
H3 Salamisy
H4 Pafo
H3 PAMFYLIA
G3 Perga
G3 PISIDIA
G2 Antiokia (any Pisidia)
H2 Ikonioma
H2 LYKAONIA
H2 Lystra
H3 Derbe
H2 Lystra
H2 Ikonioma
G2 Antiokia (any Pisidia)
G3 PISIDIA
H3 PAMFYLIA
G3 Perga
G3 Atalia
I3 Antiokia (any Syria)
Dia Misionera Faharoa (As 15:36–18:22)
I3 Antiokia (any Syria)
I3 SYRIA
I3 KILIKIA
I3 Tarsosy
H3 Derbe
H2 Lystra
H2 Ikonioma
G2 Antiokia (any Pisidia)
G2 FRIJIA
H2 GALATIA
F2 MYSIA
F2 Troasy
F1 SAMOTRAKIA
E1 Neapolia
E1 Filipy
E1 MAKEDONIA
E1 Amfipolia
E1 Tesalonika
E1 Beria
D2 GRESY
E2 Atena
E2 Korinto
E3 AKAIA
F2 Efesosy
H4 Kaisaria
I5 Jerosalema
I3 Antiokia (any Syria)
Dia Misionera Fahatelo (As 18:22–21:19)
I3 SYRIA
I3 Antiokia (any Syria)
H2 GALATIA
G2 FRIJIA
I3 KILIKIA
I3 Tarsosy
H3 Derbe
H2 Lystra
H2 Ikonioma
G2 Antiokia (any Pisidia)
F2 Efesosy
F2 AZIA
F2 Troasy
E1 Filipy
E1 MAKEDONIA
E1 Amfipolia
E1 Tesalonika
E1 Beria
D2 GRESY
E2 Atena
E2 Korinto
E1 Beria
E1 Tesalonika
E1 Amfipolia
E1 Filipy
F2 Troasy
F2 Aso
F2 Mitylena
F2 KIO
F2 SAMO
F3 Mileto
F3 Kosy
F3 RODO
G3 Patara
I4 Tyro
I4 Ptolemaisy
H4 Kaisaria
I5 Jerosalema
Dia Nankany Roma (As 23:11–28:31)
I5 Jerosalema
H4 Kaisaria
I4 Sidona
G3 Myra
G3 LYKIA
F3 Kinido
E3 KRETA
E4 KAODA
A3 MALTA
A3 SISILA
A3 Syrakosa
A1 ITALIA
B2 Regioma
A1 Potioly
A1 Roma
Lalam-be (Jereo ny bokikely)
[Fiangonana fito]
F2 Pergamosy
f2 Tyatira
F2 Sardisy
F2 Smyrna
F2 Efesosy
G2 Filadelfia
G2 Laodikia
[Toerana hafa]
F3 PATMO
G2 Kolosia
G5 Alexandrie
G5 EJIPTA
H1 BITYNIA
H5 Jopa
H5 Lyda
H5 Gaza
I1 PONTO
I2 KAPADOKIA
I4 Damaskosy
I4 Pela
[Ranomasina/Farihy]
E4 Ranomasina Mediterane
[Sary, pejy 33]
Teatra tany Mileto, tanàna nihaonan’i Paoly sy ireo anti-panahy avy tany Efesosy
[Sary, pejy 33]
Alitaran’i Zeosy tany Pergamosy. Nonina tao ‘amin’izay nisy ny seza fiandrianan’i Satana’ ny Kristianina tao amin’io tanàna io—Ap 2:13