Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

2-8 Desambra

SALAMO 113-118

2-8 Desambra

Hira 127 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Inona no Havalintsika An’i Jehovah?

(10 min.)

Miaro sy mamonjy antsika i Jehovah, ary tsara fanahy amintsika (Sl 116:6-8; w01 1/1 11 § 13)

Asehontsika hoe mankasitraka an’i Jehovah isika, rehefa manaraka ny lalàny sy ny torolalany (Sl 116:12, 14; w09 15/7 29 § 4-5)

Asehontsika hoe mankasitraka an’i Jehovah isika, rehefa manolotra “sorona fisaorana” ho azy (Sl 116:17; w19.11 22-23 § 9-11)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 116:15: Iza ireo ‘olona tsy mivadika’ resahina eo amin’io andininy io? (w12 15/5 22 § 1-2)

    Valin-teninao
  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    Valin-teninao

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Manàna Herim-po: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 12, hevitra 1-2.

5. Manàna Herim-po: Tahafo i Jesosy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 60

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) rr toko 18 § 1-8, video fampidirana

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 148 sy Vavaka