MIFOHAZA! Jona 2013 | Mividy Zavatra Be Loatra ve Ianao?

Ho hita ato amin’ity andian-dahatsoratra ity ny vokany rehefa mividy zavatra be loatra ianao. Horesahina ato koa hoe inona no hanampy anao hitsitsy vola.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Ny vokatry ny setroka gazoalina sy fanafody tazo hosoka hita tany Afrika sy Azia.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ahoana no Hatao Raha Zatra Tsy Mifampiteny?

Nahoana ny mpivady sasany no lasa tsy mifampiteny, ary inona no azony atao mba handaminana an’ilay olana?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Satana

Tena misy ve i Satana sa ny faharatsiana fotsiny?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana Isika no Mividy Zavatra?

Nahoana ny olona maro no mividy zavatra tsy tena ilainy? Inona no hanampy anao tsy ho voafitak’ireo mpanao dokam-barotra fetsifetsy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Ahoana no Hitsitsiana Vola?

Fantaro ireo soso-kevitra enina hanampy anao hitsitsy vola.

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Panama

Mampahalaza an’i Panama ilay lakandranony. Fantaro bebe kokoa ny momba an’ilay tany sy ny mponina any.

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

Nandrahonana Olona ny Anaran’Andriamanitra

Nisy taratasy natao hoe Zavatra Takina nahafahan’ny mpanjana-tany espaniola nanao izay tiany. Andriamanitra ve no diso?

NISY NAMORONA VE?

Ny Vombon’ny Trozona Misy Trafo

Misy vokany eo amin’ny fiainanao ny fomba fiasan’ny vombon’io biby goavam-be io. Nahoana?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Mifantoka Be Loatra Amin’ny Bikako ve Aho?

Tsy tianao mihitsy ve ny bikanao? Inona no azonao atao mba tsy hiferinaina be?

Lasa Vongan-tsira ny Vadin’i Lota

Vakio ilay tantara ara-baiboly, ary ampifandraiso ireo teboka. Inona no azonao ianarana avy amin’ny vadin’i Lota?