NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2016 | Nahoana Isika no Tokony Hanao ny Marina?

Mandainga ny ankamaroan’ny olona, fara fahakeliny indray mandeha, ao anatin’ny resaka ataony mandritra ny folo minitra. Nahoana anefa isika no tsy tokony hanao an’izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Mbola Ilaina ve ny Manao ny Marina?

Hita amin’izay nanjo an’i Hitoshi fa tsy ny olon-drehetra no tia manao ny marina.

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no ho Vokany Raha Manao ny Tsy Marina Isika?

Fantaro hoe inona no voka-dratsin’ny lainga.

MATOAN-DAHATSORATRA

Mahasoa ny Manao ny Marina Foana

Misy tantaran’olona mampiseho ato fa zava-dehibe ny manao ny marina.

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Mba Omeo Fiainana Milamina Aho, na dia Herintaona Fotsiny Aza!

Nanohina ny fon’i Alain Broggio ny 1 Jaona 1:9.

Fantatrao Ve?

Ahoana no nanamboarana horonam-boky sy ny fomba fampiasana azy? Mety ho iza ireo “lehiben’ny mpisorona” resahina ao amin’ny Soratra Grika?

Mahatsiaro ho Tsy Misy Miraharaha ve Ianao?

Misy zavatra telo mety hanampy anao ato, raha mahatsiaro ho tsy misy miraharaha ianao.

TORO LALANA FAHINY FA MBOLA MANDAITRA ANKEHITRINY

Aza Manahy Be Loatra!

Tsy nilaza fotsiny i Jesosy hoe aza manahy intsony, fa nohazavainy koa hoe inona no hanampy antsika tsy hanahy be loatra.

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Mbola ho velona indray ve ny maty?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Afaka Manampy Ahy ve ny Baiboly Raha Kivy Aho?

Misy zavatra telo ataon’Andriamanitra mba hanampiana anao rehefa kivy ianao.