NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Janoary 2016

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 29 Febroary ka hatramin’ny 3 Aprily 2016.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Oseania

Inona no ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah manitatra faritany any Oseania mba hiatrehana olana?

“Aoka Haharitra ny Fitiavanareo ny Rahalahy”

Manampy antsika ho vonona hiatrika an’izay hitranga amin’ny hoavy ny andinin-teny ho an’ny taona 2016.

Ankasitraho Ilay ‘Fanomezana Maimaim-poana Tsy Hay Lazaina’

Tia antsika i Jehovah. Nahoana izany no mandrisika antsika hanara-dia an’i Kristy sy ho tia ny rahalahintsika ary hamela tanteraka azy ireo?

Ny Fanahy sy ny Saintsika no Manaporofo fa Zanak’Andriamanitra Isika

Ahoana rehefa lasa voahosotra ny olona iray? Ahoana no anosorana fanahy masina an’ilay olona?

“Mba Handeha Hiaraka Aminareo Izahay”

Inona no tokony hotadidintsika momba ny 144 000?

Mahafaly Antsika ny Miara-miasa Amin’Andriamanitra

Nahoana no mahafaly antsika ny miara-miasa amin’Andriamanitra, sady manampy antsika hifandray tsara aminy foana?