NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 2 2017 | Horaisinao ve Ilay Fanomezana Sarobidy Nomen’Andriamanitra?
AHOANA NY HEVITRAO?
Inona no fanomezana sarobidy indrindra nomen’Andriamanitra antsika?
Hoy ny Baiboly: “Lehibe tokoa ny fitiavan’Andriamanitra an’izao tontolo izao, ka nomeny ny Zanany lahitokana.”—Jaona 3:16.
Hazavain’ity gazety ity hoe nahoana Andriamanitra no naniraka an’i Jesosy mba ho faty ho antsika, ary ahoana no ampisehoantsika fa mankasitraka an’izany isika.
MATOAN-DAHATSORATRA
Fanomezana Tsy Manan-tsahala
Miresaka fanomezana iray tsy manan-tsahala ny Baiboly. Ahazoana fiainana mandrakizay izy io. Aiza indray no hisy hoatr’izany?
MATOAN-DAHATSORATRA
Nahoana no Tena Sarobidy Ilay Fanomezana?
Inona no mahatonga ny fanomezana iray ho sarobidy kokoa noho ny hafa? Raha misaintsaina an’izany isika, dia hankasitraka kokoa ny vidim-panavotana.
MATOAN-DAHATSORATRA
Hankasitrahanao ve Ilay Fanomezana Faran’izay Sarobidy?
Manery antsika hanao inona ny fitiavan’i Kristy?
Tsy Mahazo Manambady ve ny Mpitondra Fivavahana?
Misy fivavahana mandrara ny mpitondra fivavahana ao aminy mba tsy hanambady. Inona anefa no tena lazain’ny Baiboly momba izany?
Mbola ho Foana ve ny Fanandevozana?
Nafahan’Andriamanitra tamin’ny fanandevozana ny vahoakany fahiny. Mampalahelo anefa fa an-tapitrisany ny olona mbola andevozina ankehitriny.
Handray Soa Ianao Raha Tia Manome
Handray soa ianao sy ny hafa raha tia manome ianao. Hanjary hahay hiara-hiasa sy ho mpinamana ianareo. Inona no hanampy anao hanome amim-pifaliana?
Inona no Lazain’ny Baiboly?
Milaza ny Baiboly fa “hisy fotoan-tsarotra tsy mora setraina” amin’ny “andro farany.” Efa tanteraka ve izany izao?
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Nahoana ny Soron’i Jesosy no Lazaina fa “Avotra Hisolo ny Maro”?
Nahoana no manafaka amin’ny ota ny avotra na vidim-panavotana?