Fanondroana ny Foto-kevitra: Ny Tilikambo Fiambenana 2015
Aseho eto ny datin’ny gazety misy an’ireo lahatsoratra
FANONTANIAN’NY MPAMAKY
FIAINANA SY TOETRA KRISTIANINA
JEHOVAH
JESOSY KRISTY
LAHATSORATRA FIANARANA
Ahoana no Ampiofanan’ny Anti-panahy ny Hafa mba Hahafeno Fepetra? 15/4
Ampio ho Lasa Mpanompon’i Jehovah ny Zanakao, Fizarana 1, 15/11
Ampio ho Lasa Mpanompon’i Jehovah ny Zanakao, Fizarana 2, 15/11
Avelao i Jehovah Hanamafy Orina sy Hiaro ny Fanambadianao, 15/1
Mandraisa Lesona avy Amin’ilay Fanoharana Momba ny Talenta, 15/3
Mandrisika Anao Hanao ny Tsara ve ny Feon’ny Fieritreretanao? 15/9
Miezaha ho Be Herim-po sy Hahay Hanavaka toa An’i Jesosy, 15/2
Miomàna Dieny Izao mba Hiaina ao Amin’ny Tontolo Vaovao, 15/8
Nampiomanina mba Handray ny “Fampianaran’i Jehovah” ny Firenena, 15/2
Ry Anti-panahy, Tia Mampiofana An’ireo Rahalahy ve Ianareo? 15/4
Saintsaino Foana ny Tenin’i Jehovah sy ny Zavatra Noforoniny, 15/10
Toy ny Nahita An’ireo Zavatra Nampanantenaina Izy Ireo, 15/5
LAHATSORATRA SAMIHAFA
‘Andriamanitra no Mahalaza ny Hevitry ny Nofy’ (Josefa), 1/2
“Avy Tamin’ny Firenena Rehetra” ve ny Jiosy Tonga tao Jerosalema, Tamin’ny Pentekosta? 1/12
Nahoana i Josefa no Niharatra Aloha vao Niseho teo Anatrehan’i Farao? 1/11
Nahoana i Paoly no Noheverin’ny Mponina tao Malta fa Mpamono Olona? 1/10
Taiza no Nipetraka ny Jiosy Tonga Tany Jerosalema Rehefa Fety? 1/12
Tsy Nisy Liona Intsony Tany Amin’ireo Tany Voaresaka ao Amin’ny Baiboly, 1/5
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
TANTARAM-PIAINANA
Lasa Nifandray Tsara Tamin’i Jehovah sy Tamin’ny Reniko Aho (M. Kumagai), 15/12
Nahazo Fitahiana na ‘Tamin’ny Mora na Tamin’ny Sarotra’ (T. Nsomba), 15/4
Nomen’i Jehovah Mihoatra An’izay Mendrika Ahy Aho (F. Alarcón), 1/8
Tia An’i Jehovah toy ny Tamin’ny Voalohany (A. Morris III), 15/5
Tonga Hatratỳ Amin’ny Taranaka Fahafito Ilay Lova (K. Williams), 1/6